Malagasy

Ovay

  Etimôlôjia

  Mpamaritra

maharikoriko maʔaɾikuɾikʷ

  1. (rikoriko) p.t: Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton'itỳ zaza
  2. Maharikoriko ahy ny toetran'iny olona tsy valahara iny.
  3. M. h.: Mahadikidiky, mahaboboka.

Dikan-teny