Aller au contenu

Fandraisana

Avy amin'i Wikibooks
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.

Tonga soa eto amin'ny Wikiboky,

Ny wikiboky dia sampana amin'ny teny malagasy an'ny tetikasan'i Wikimedia Foundation Wikibooks. Ny tanjony dia manangona boky niomerika malalaka azo ovina ary azo tsidihana eo amin'ny Aterineto amin'ny alàlan'ny mpitety tranonkala tsotra. Ny sampana malagasy an'i wikiboky dia nosokafana tamin'ny taona efatra sy roa arivo ary ny isan'ny boky voaangona ato dia 39. Mpikambana 1 815 no nisoratra anarana tato.

Ireo taranja

Siansan'olombelona

  1. Voambolana: Jereo ny Wikibolana ho an'ny voambolana amin'ny teny malagasy ary teny vahiny hazavaina amin'ny teny malagasy.
    1. boky mikasikan'ny voambolana malagasy
  2. Tantara
    1. Tantara kilasy famaranana

Kajimirindra

Ny taranja ankehitriny misy ato amin'ny wikiboky dia azo itarina tsikelikely ka ireo ny lisitry ny taranja mikasikan'ny kajimirindra :

  1. PHP
  2. HTML
  3. Visual Basic
  4. Python
  5. C
  6. C++


Angovo

  1. Angovo azo avaozina