Aller au contenu

Fisampanan-teny

Avy amin'i Wikipedia
La version imprimable n’est plus prise en charge et peut comporter des erreurs de génération. Veuillez mettre à jour les signets de votre navigateur et utiliser à la place la fonction d’impression par défaut de celui-ci.

Ny fisampanan-teny na fanasampanan-teny dia fanampiana tsirinteny amin' ny fototeny mba hiforonan' ny teny vaovao. Ny teny vaovao azo dia tao hoe sampanteny. Teny vokatry ny fitambaran' ny fototeny sy tsirinteny (tovona, tovana, tsofoka, sns) sady azo rasaina ho fototeny miampy tsirinteny na zavatra hafa. Ny vondron' ny sampanteny rehetra azo avy amin' ny fototeny iray dia atao hoe "teny iray tarika".

Ohatra, amin' ny fiteny malagasy dia ahazoana ireto sampan-teny manaraka ireto ny fototeny fahana: mamahana, amahanana, fahanana, fahanina, voafahana, finahana, mpamahana, sns.

Jereo koa