Aller au contenu

Georg Ohm

Avy amin'i Wikipedia
La version imprimable n’est plus prise en charge et peut comporter des erreurs de génération. Veuillez mettre à jour les signets de votre navigateur et utiliser à la place la fonction d’impression par défaut de celui-ci.

I Georg Simon Ohm, teraka tamin'ny 16 Martsa 1789 tany Erlangen, Alemaina, maty tamin'ny faha 65 taonany tamin'ny 6 Jolay 1854 tany Munich, dia fizisianina Alemana nianatra tany amin'ny Oniversiten' Erlangen.

Tamin'izy mpampianatra tao amin'ny oniversite, nanomboka ny fikarohany i Ohm momban'ny fandinihana sela elektirôsimika, vao noforonin'i Alessandro Volta tamin'izany fotoana izany. Amin'ny fampiasana fitaovana noforoniny, nahita izy fa misy fifandanjana amin'ny elanelana araka aratra eo amin'ny borne ny mpampita aratra sy ny aratra miampita azy, ny fifandraisan'ny e.a.a sy ny aratra dia ho antsointsika hoe lalan'i Ohm. Nahita ny fototry ny fifandraisana ao amin'ny aratra, ny e.a.a sy ny tohitra elektrika ; nanomboka teo ny fandinihana olik'aratra.

Biografia

Fahatanorana

Fianarana

Mpampianatra

Fahitana ny lalan'i Ohm

Dinika sy zavatra navoakany

Asa

Rohy ivelany

Endrika:Autres projets

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.