Aller au contenu

Labozia

Avy amin'i Wikipedia
Labozia mirehitra

Ny labozia dia jiro vita amin' ny savoka avy amin' ny akora matavy (savoka tantely, parafina mivaingana, vokatra sisa tavela amin' ny fanasitiliana ny solitany sy/na stearina, nalaina avy amin' ny tavin' ny biby sy ny menaka avy amin' ny zavamaniry) voaempo izay ampidirina anaty lasitra ary nasiana lahiny azo arehitra.