Aller au contenu

Fanisana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
Andalana faha-8: Andalana faha-8:
== Tantara ==
== Tantara ==
{{...}}
{{...}}
Mety efa nampivelatra ny fahefany amin'ny fanisana ny olombelona taloha ny fisian'ny fanoratana. Hita tany Ishango tany fa efa nanana fahefana ara-panisàna ny olom-belona efa nisy 20.000 taona izay<ref>[http://www.sciencesnaturelles.be/museum/halls/prehist/ishango/flash/files/Ishango_FR_def.html Kibay n'Ishango - ISB]</ref>.
Mety efa nampivelatra ny fahefany amin'ny fanisana ny olombelona taloha ny fisian'ny fanoratana. Hita tany Ishango tany fa efa nanana fahefana ara-panisàna ny olom-belona efa nisy 20.000 taona izay<ref>http://www.sciencesnaturelles.be/museum/halls/prehist/ishango/flash/files/Ishango_FR_def.html - </ref>.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 11 Aogositra 2021 à 23:21

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  
i Pythagore
i Pythagore

Ny Fanisana dia faritry ny siansa teôrika vita amin'ny fizohinkevitra lôjika ambon'ny kaonsepta ohatran'ny isa, ny endrika, ny rafitra sy ny voatra. Ny fanisana midika koa ny faritra ny fitadiavana mahangeza ny fahaizana.

Miavaka amin'ny siansa afa ny fanisana amin'ny fijereny manokana amin'ny zava-misy. Ara-tsaina be mihintsy ny fanisàna.

Tantara

Mety efa nampivelatra ny fahefany amin'ny fanisana ny olombelona taloha ny fisian'ny fanoratana. Hita tany Ishango tany fa efa nanana fahefana ara-panisàna ny olom-belona efa nisy 20.000 taona izay[1].

Jereo koa

  1. "Kibay n'Ishango - ISB". Archived from the original on 2007-02-28. Retrieved 2009-05-02.