Aller au contenu

Bala

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 11 Jolay 2024 à 10:17 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Fitifirana bala amin' ny alalan' ny tafondro M198.

Ny bala dia zavatra atsipy mba hamely lasibatra, indrindra ny zavatra atsipy amin' ny alalan' ny fitaovam-piadiana. Ny bala dia mety ho avy amin' ny fitaovam-piadiana manipy (zana-tsipìka) na basy (balam-basy: savaivo latsaky ny 20 mm, balan-tafondro: savaivo mihoatra ny 20 mm, sns.), na koa alefa amin' ny tanana fotsiny toy ny vato, sns.