Ambalavao
Apparence
21°50′00″S 46°56′00″E / 21.833330°S 46.933330°E
Ambalavao | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 30 000 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Faritra | Matsiatra Ambony |
![](http://178.128.105.246/cars-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/3/3f/Town_Centre_Ambalavao_Madagascar.jpg/220px-Town_Centre_Ambalavao_Madagascar.jpg)
I Ambalavao dia kaominina sady tanàn-dehibe ao Madagasikara, renivohitry ny distrikan'Ambalavao, ao amin'ny faritra Matsiatra Ambony.
Tanàna rahavavy[hanova | hanova ny fango]
- Quatre-Bornes any
Maorisy
- Saint-Benoit any
Frantsa - La Réunion
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ambalavao |