Aller au contenu

speaker

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

speaker

  1. ny olona manao kabary amin'ny mpanatrika
  2. olona iray miteny
  3. telefaona misy fanamafisam-peo

Fanononana

Tsiahy

Frantsay

[Ovay]

Anarana iombonana

speaker

  1. mpandahateny

Fanononana

Tsiahy

Italiana

[Ovay]

Anarana iombonana

speaker

  1. mpanambara, mpaneho hevitra (radio, fahitalavitra)

Tsiahy

Norveziana (Bokmal)

[Ovay]

Anarana iombonana

speaker

  1. mpanambara (amin'ny hetsika ara-panatanjahantena sns.)

Tsiahy

Soedoa

[Ovay]

Anarana iombonana

speaker

  1. mpanambara (amin'ny hetsika (fanatanjahantena) iray)

Tsiahy