Aller au contenu

Balafomanga

Avy amin'i Wikipedia
Ny balafomanga AIM-9 Sidewinder ana habakabaka,

Ny balafomanga dia fanipy manosi-tena sy tarihin-dalana, ampiasaina indrindra ho fitaovam-piadiana misy fahana miaramila mora mipoaka.