Dzaoudzi
Apparence
![](http://178.128.105.246/content-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/5e/Dzaoudzi.jpg/348px-Dzaoudzi.jpg)
I Dzaoudzi dia kaominina frantsay ao amin' ny nosy Petite-Terre, ao amin' ny departemanta sy faritra an-dafin-dranomasin' i Mayotte izay manao azy ho renivohitra araka ny lalàna. Tanàna roa no mamorona io kaominina io, dia i Dzaoudzi sy i Labattoir. Nisy mponina miisa 17 831 tao tamin' ny taona 2017 ka mahatonga azy ho tanàna fahatelo ao Mayotte.