Fanafody
Apparence
![](http://178.128.105.246/content-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a1/Drug_ampoule_JPN.jpg/250px-Drug_ampoule_JPN.jpg)
Ny fanafody dia zavatra entina manasitrana na hiarovana amin'ny aretina ho an'ny olombelona sy ny biby, eny fa na ho an'ny zavamaniry koa aza.
Misy karazany ny fanafody : natao hatelina, hosotroina, hahosotra, hatsindrona, hasisika ary hoevohana.