Aller au contenu

Hazavana

Avy amin'i Wikipedia

Ny hazavana dia singan' ny taratra elektrômanetika izay hitan' ny mason' ny olombelona. Manana halavan' alona 380 na 400 nm hatramin' ny 760 - 780 nm ny hazavana, izany hoe manana hatetika 405 THz hatramin' ny 790 THz ny ny hazavana araka ny voalaza tetsy aloha.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fizika ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.