Aller au contenu

Makamba

Avy amin'i Wikipedia
Makamba

Ny makamba dia biby an-drano, manana vatana lava, folo rantsam-batana, milomano, navondrona taloha tao amin' ny zana-pilaharan' ny Natatia. Raha afaka mandeha indrindra ny orana sy ny foza, ny makamba dia milomano.

Karazana maro no iharan' ny anaovana fitrandrahana ara-barotra lehibe; nitombo be ny fanjifana makamba eran-tany nandritra ny taona 2000. Nitombo be ny makamba ompiana, na an-dranomasina na an-dranomamy, raha oharina amin' ny makamba dia. Ny ankamaroany dia ao amin' ny zafim-pilaharana Caridea sy ao amin' ny zana-pilaharana Dendrobranchiata.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]