Aller au contenu

Maripeo

Avy amin'i Wikipedia
Ny maripeo La na A

Ny maripeo na naoty dia feo miavaka sy azo atokana, izay singa fototra indrindra amin' ny mozika rehetra. Manamora ny fanatanterahana sy ny fahatakarana ary ny famakafakana mozika ity fanavahana ity. Azo ampitaina ho hitan' ny maso amin' ny alalan' ny fanoratana azy ny maripeo. Ny maripeo dia afaka manavaka ny kilasin-kaavom-peo ankapobeny na ny haavom-peo rehetra ho an' ny zavamaneno iray na andiana zavamaneno, na ho an' ny mpihira iray na andiana mpihira.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]