Aller au contenu

Sekoly

Avy amin'i Wikipedia

Ny sekoly dia toeram-pianarana sy fandratoana fahaizana amam-pahalalana.

Raha ny fizotran' ny fianarana eto Madagasikara dia mizara efatra amin' ny ankapobeny ny sekoly, aorian' ny garabola:

Matetika ireo sekoly ireo dia miditra amin' ny andrim-pampianarana ankapobeny eo amin' ny faha-6 na faha-7 taona; mahazo diplôma amin' ny faha-17 na 18 taona izy ireo. Ny fandaharam-pianarana mahazatra amin' ny sekoly ambaratonga faharoa dia natao ho an' ny kilasy faha-10 hatramin' ny faha-12 ary, araka izany.

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]