Dalmatia
Apparence
![](http://178.128.105.246/host-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e1/Dalmatia_%28Kingdom%29.svg/220px-Dalmatia_%28Kingdom%29.svg.png)
I Dalmatia dia faritra amorontsiraka manan-tantara ao amin' ny faritra Balkana, manamorona ny Ranomasina Adriatika, mizara ankehitriny eo anelanelan' i Krôasia izay manana ny ampahany lehibe indrindra, sy i Môntenegrô ary i Herzegôvina. Amin' ny teny krôatiana izy dia atao hoe Dalmacija ; fa amin' ny teny italiana kosa dia Dalmazia; ary amin' ny teny latina dia Dalmatia.