Fanala
Apparence
![](http://178.128.105.246/host-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/d/d5/A_damaged_water_pipe_shoots_into_the_air_after_a_tsunami_triggered_by_a_8_9_magnitude_earthquake_off_the_Northeastern_coast_of_Japan.jpg/236px-A_damaged_water_pipe_shoots_into_the_air_after_a_tsunami_triggered_by_a_8_9_magnitude_earthquake_off_the_Northeastern_coast_of_Japan.jpg)
Ny fanala dia ranonando mandry hita eny an-tendron' ny ahitra na eny am-potony. Mitranga ny fanala rehefa latsaka ambanin' ny maripana mampandry rano ny an' ny rivotra (0 °C). Matetika izany dia refesina 1,2 m ambonin' ny tany.