Fiteny gojaraty
Apparence
Ny fiteny gojaraty (ગુજરાતી / Gujǎrātī) dia fiteny indo-eôropeanina any India. Io no fiten' ny tompontanin' i Gujarat. Misy olona 46 tapitrisa no miteny gojaraty any India sy maneran-tany. Ny fiteny gojaraty no tenin-drenin' i Mohandas Gandhi sy i Ali Jinnah ary i Sardar Vallabhbhai Patel.
Tantaran'ny fiteny Gujarati
[hanova | hanova ny fango]![](http://178.128.105.246/host-http-upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/1/17/Construction.svg/15px-Construction.svg.png)
Ny fiteny gojaraty ankehitriny (manan-tsipelina Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, na Gujerathi) dia fiteny avy amin' ny fiteny sanskrity. Manan-tsokajy telo ny fiteny gojaraty :
Ny fiteny gojaraty taloha
[hanova | hanova ny fango]Ny fiteny gojaraty taloha (1100 - 1500) dia razan' ny fiteny gojaraty ankehitriny ary razan' ny fiteny rajastany. Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny faritra Gujarat sy any andrefan' ny faritra Rajastan.