Fiteny balta andrefana

Ny fiteny balta andrefana dia vondrom-piteny balta efa maty izay nampiasain' ny vahoaka balta tandrefana. Ity vondrona ity dia iray amin' ny sampana roa voalohany amin' ny fiteny balta, miaraka amin' ny fiteny balta atsinanana. Vondrom-piteny maty ny fiteny balta andrefana, izay ahitana ny fiteny galindiana (andrefana), ny fiteny prosiana taloha, ny fiteny skalviana, ary ny fiteny sodôviana.

Ny faritra nitenenana ny fiteny balta andrefana taloha (anisan' izany ireo iadian-kevitra) tany Eorôpa tamin' ny taonjato faha-12

Jereo koa

hanova